Mikaroka, manoratra, mamoaka lahatsoratra, ary mandika tantara ny vondrom-piarahamonina ato amin'ny Global Voices amin'ny tanjona hanohanana ny zon'olombelona sy hananganana ny tetezam-pifanakalozana manerana ny firenena, ny kolontsaina ary ny fiteny.
Tsy hoe fotsiny mamoaka lahatsoratra izahay mba hahazo ‘kitika’ na hanarahana fironam-baovao fa manao izany izahay satria tianay hatrany ny hisy fiantraikany erantany ny asa mafy ataonay.
Araka izany, ny fomba famalin'ireo mpamaky ny tantara sy ny asa fandikàna ataonay dia fomba iray fandrefesana tena ilaina. Koa ndeha hojerentsika hoe iza avy ireo mpamaky ary inona no nahasarika ny sainy nandritra ny herinandron'ny 7 hatramin'ny 13 May 2018
Aiza eto amin'izao tontolo izao no misy ireo mpamaky ny Global Voices?
Tamin'ny herinandro lasa iny, mpamaky avy amina firenena miisa 207 no voasarik'ireo tantara sy asa fandikànay! Ireto avy ireo firenena 20 voalohany hita nanerana ny tranonkalan'ny Global Voices:
1. Etazonia
2. Brezila
3. Japàna
4. Espaina
5. Frantsa
6. Meksika
7. Arzantina
8. Kôlômbia
9. Però
10. Taiwan
11. Italia
12. Fanjakana Mitambatra Britanika
13. Bangladesh
14. Alemaina
15. Ekoatora
16. Rosia
17. India
18. Kanadà
19. Indonezia
20. Shily
Saingy sombiny kely amin'ny fahasamihafàn'ireo mpamaky anay ihany ireo. ‘Ndao ho ampiasaintsika ny True Random Number Generator avy amin'ny Random.org ary hotopazantsika maso ireo firenena hafa vitsivitsy ao anatin'ny lisitra:
49. Costa Rica
61. Kazakhstan
68. Kamerona
111. Bahrain
177. Iceland
Global Voices amin'ny fiteny Anglisy
Ao amin'ny tranonkala amin'ny teny Anglisy no ahitana voalohany ny ankamaroan'ireo votoaty mivoaka ato amin'ny Global Voices. Ireto ny tantara dimy voalohany be mpamaky indrindra tamin'io herinandro voalaza io:
1. Allegations of election fraud as Malaysia’s ruling party wins again (nivoaka voalohany tamin'ny 2013)
2. Lasa maditra loatra i ‘Peppa Pig’ ho an'ireo mpanao sivan'i Shina
3.Mafampàna ny sehatra media sosialy satria milaza amin'ny filoha Erdogan ny Tiorka hoe “ampy izay”
4. Hijabs sy zipo-fohy: tsy azo hanaovana ao Tajikistan
5. Nanafintohina ny espaniola ny sazy kely nomena ny “La Manada”
Global Voices Lingua
Ny Lingua dia tetikasa iray mandika ireo tantara ato amin'ny Global Voices ho amin'ireo fiteny hafa ankoatra ny Anglisy. Misy eo amin'ny 30 eo ireo tranonkala Lingua mavitrika. Ireto ambany ireto ireo tantara na asa fandikàna be mpamaky indrindra tany amin'ireo tranonkalan'ny fiteny mavitrika tsirairay avy tamin'iny herinandro voalaza iny.
Arabo
- من هو جلال الدين الرومي، وإلى من ينتمي؟ (“Iza i Jalaluddin Rumi, ary Rumi an'iza?” nivoaka voalohany tamin'ny 2016)
Bangla
- নেলসন ম্যান্ডেলার ১৭টি জ্ঞানগর্ভ উক্তি যা সকলের পাঠ করা উচিৎ (“Tenim-pahendrena 17 Avy Amin'i Nelson Mandela Tsara Vakian'ny Rehetra,” navoaka voalohany tamin'ny taona 2013)
Katalàna
- MeM, el Pavelló de Llengües, dóna el protagonisme a les llengües minoritàries (“Mem, Efitra Mihajan'ny Fiteny, Manasongadina Ireo Fiteny Madinika)
Shinoa (notsotsorina)
- 一名身穿「『习』特勒」T恤的中国活动人士被捕失踪 (“Tsy Hita Nanjavonana Tao Amin'ny Nitazonana Azy Ilay Shinoa Mpikatroka Nanao T-Shirt ‘Xitler’ – nivoaka voalohany tamin'ny 2016)
Shinoa (nentim-paharazana)
- 台灣:對成衣品牌Lativ失望 (“Taiwan: Failed ‘Made in Taiwan’ clothing promise disappoints,” nivoaka voalohany tamin'ny 2012)
Tseky
- Izrael, jedna z nejvyprahlejších zemí světa, má dnes vody nadbytek (“Israely , Iray amin'ny Firenena Makiana Indrindra Manerantany, Tondraka Rano Ankehitriny,” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2016)
Holandey
- Sommige Japanners vinden de ‘gevaarlijke’ reuzenhoornaar schattig, inspirerend en zelfs heerlijk. (Mahita Ireo Fanenitra Goavana ‘Mampidi-doza’ Ho Mahafatifaty, sy Manainga Fanahy, ireo Japoney Sasany—Matsiro Mihitsy Aza.” nivoaka voalohany tamin'ny 2016)
Farsi
- فیلمی که تجارت سکس کودکان را در ماداگاسکار افشا کرده است. (“Madagasikara : Lahatasary Mampiseho ny Famarotana Ankizy Hivaro-tena,” nivoaka voalohany tamin'ny 2013)
Frantsay
- Nelson Mandela : 17 citations à se remémorer pour apprécier sa sagesse (“Tenim-pahendrena 17 Avy Amin'i Nelson Mandela Tsara Vakian'ny Rehetra,” navoaka voalohany tamin'ny taona 2013)
Alemà
- Israel, eines der trockensten Länder der Welt, hat nun Wasser im Überfluss (“Tondraky ny Rano Ankehitriny i Isiraely, ilay Firenena Iray amin'ireo Tena Karankaina indrindra” navoaka voalohany tamin'ny taona 2016)
Grika
- 17 σοφές φράσεις του Νέλσον Μαντέλα που όλοι πρέπει να διαβάσουν (“Tenim-pahendrena 17 Avy Amin'i Nelson Mandela Tsara Vakian'ny Rehetra,” navoaka voalohany tamin'ny taona 2013)
Hindi
- जापान: समुच्चय आंधी जानकारी पर ओपन स्ट्रीट मैप (मुक्त सड़क नक्शे) (“Japan: OpenStreetMap Aggregates Typhoon Info,” nivoaka voalohany tamin'ny 2013)
Indoneziana
- Apakah Taiwan Sebuah Negara, Pulau Merdeka, Wilayah yang Memisahkan Diri, atau Sebuah Provinsi di Tiongkok? (“Firenena iray ve i Taiwan, nosy iray mizaka tena, sa zaratany tafasaraka na faritanin'i Shina?” nivoaka voalohany tamin'ny 2016)
Italiana
- America Latina: la piaga del lavoro minorile (“Amerika Latina: Ny Olan'ny Asan'ny Ankizy – ampahany I,” nivoaka voalohany tamin'ny 2009)
Japoney
- シンガポールは、都市か、国か?(“Singapaoro: Tanàna Sa Firenena?” nivoaka voalohany tamin'ny 2009)
Kiorda
- عێراقیەکان داوا لە حکومەت دەکەن یارمەتی ماڵی ھەتیوانی لەسەر ھونەر دامەزراو بدەن (Antson'ny Irakiana ho an'ny Governemanta Hanampy Trano Fitaizana Zaza Kamboty Iray Mifototra amin'ny Zavakanto” nivoaka voalohany tamin'ny 2017)
Makedoniàna
- Индонезија: Земјотрес, цунами и вулканска ерупција во 48 часа (“Indonezia: Horohorontany, Tsunami, Fipoahana Volokano ao anatin'ny 48 ora,” nivoaka voalohany tamin'ny 2010)
Malagasy
- Dôsie Tafaporitsaka Mampiseho Fa Sary Miboridana No Takalon'ny Vola Indramin'ny Tovovavy Ao Shina (nivoaka voalohany tamin'ny 2016)
Nepaley
- फोहरमैलामा लुकेका रसियाली कथाहरू (“Hitan'ny Rosiana Ny Tantara Miafin'ny Hofakofaka,” nivoaka voalohany tamin'ny 2016)
Poloney
- Nastoletnia raperka z Afganistanu uniknęła małżeństwa dzięki swoim piosenkom (“Mpiangaly Rap Afgàna Nandositra Fampanambadiana Zatovo Tamin'ny Fihirana Momba Izany,” nivoaka voalohany tamin'ny 2015)
Portiogey
- Um ritual de proteção para “fechar o corpo” liga tradições religiosas diferentes no Brasil (“Brezila, Fombafomba Fiarovana ‘hanidiana ny vatana’ mifandrohy aminà fombam-pivavahana nentin-drazana isankarazany,” nivoaka voalohany tamin'ny 2016)
Punjabi
Romana
- 14 filme interzise în Iran din 2007 (“Sarimihetsika 14 Voaràra Ao Iràna Hatramin'ny2007″ nivoaka voalohany tamin'ny 2015)
Rosiàna
- 10 африканских блюд, которые каждый должен попробовать (“Sakafo 10 Avy Any Afrika Atsimoin'i Sahara, Tokony Ho Andraman'ny Rehetra,” nivoaka voalohany tamin'ny 2014)
Serba
- Malezija: Uputstva roditeljima o tome kako prepoznati homoseksualce i lezbejke (“Malezia: Trolàlana ho an'ny ray aman-dreny hitiliana ny pelaka, lahy sy vavyu,” nivoaka voalohany tamin'ny 2012)
Espaniola
- “Peppa Pig” se ha vuelto demasiado desobediente para la censura china (“Lasa maditra loatra i ‘Peppa Pig’ ho an'ireo mpanao sivan'i Shina”)
Swahili
- Hekima 17 za Nelson Mandela Zinazofaa Kusomwa na Kila Mmoja (“Tenim-pahendrena 17 Avy Amin'i Nelson Mandela Tsara Vakian'ny Rehetra,” nivoaka voalohany tamin'ny 2013)
Urdu
- افغانستان کی ان دیکھی تصاویر (“Mizara Saripika Mbola tsy Hitanao Mihitsy Mikasika An'i Afganistana,” nivoaka voalohany tamin'ny 2012)